AMBOSITRA – MAHARIVO, Village de l’Artisanat = un espace de vie à aménager

(01 Nov 2016) Madagascar : Réputée Capitale de l’artisanat malagasy, la ville d’Ambositra compte divers quartiers et villages d’artisans, principalement du bois – menuisiers, sculpteurs, marqueteurs – travaillant pour leur propre compte ou des commanditaires de la Capitale Antananarivo.
Maharivo est l’un d’eux, situé à la sortie Sud de la ville d’Ambositra (chef lieu de la Région Amoron’ i Mania, à 250 km au Sud de la Capitale Antananarivo) et rattaché au Fokontany d’Idiana, comptant environ 1300 habitants en 2015 : Maharivo fait aujourd’hui partie du « Circuit des Orangers » organisé par l’ORTAM ou Office Régional du Tourisme d’Amoron’i Mania, présidé par Mme HASSAMBAY Eva Myriam : cf lien jacaranda.fr tourisme-le-circuit-des-orangers-pratique-et-diversifié/
La principale attraction touristique du « Village Artisanal de Maharivo » est le travail des sculpteurs du bois, réalisé à l’aide des 2 tours à main, encore visibles et en service dans ce petit village urbain, qui compte plusieurs générations d’artisans.
A noter que des représentants – artisans et artisanes – du « village artisanal – Maharivo » étaient présents lors de la 13e version du festival artistique « ANGAREDONA 2016 » organisé à Ambositra du 13 au 16 juillet 2016 sous la houlette du valihiste Rajery
midi-madagasikara.mg /festival-angaredona-vitrine-de-musique-vivante-de-madagascar/

D’après un responsable du fokontany Idiana, les artisans locaux souhaiteraient installer:
o un espace visible de démonstration du travail du bois
o et de vente directe de leurs produits artisanaux.
Rappelons que l’approvisionnement en matières premières reste un problème crucial pour les artisans malagasy, face à l’exportation massive vers les pays asiatiques de produits bruts comme les bois précieux (bois de rose, d’ébène ou palissandre) ou le raphia (utilisé pour les articles de vannerie et tissage artisanal).- (à suivre )
—–
Source : DREP _Direction Régionale de l’Economie et du Plan Amoron’i Mania, 2016

Teny malagasy:
AMBOSITRA – MAHARIVO, Vohitry ny Asa tanana = toerana mendrika hajariana

Malaza ho Renivohitry ny asa tanana ny tanànan’Ambositra, izay ahitana toerana maro onenan’ny mpanao asa tanana momba ny hazo – mpandrafitra, mpisikotra, mpanao marqueterie – miasa tena na mandray antoka avy amin’ny mpandraharaha asa tanana any Antananarivo.
Anisan’izany i Maharivo, vavahady atsimon’ny tananan’Ambositra ary miankina amin’ny Fokontany Idiana, izay ahitana mponina eo amin’ny 1300 isa (taona 2015) : i Maharivo dia tafiditra anivon’ny zotra fizahan-tany mankany Andina (« Circuit des Orangers ») iandraiketan’ny ORTAM – Office Régional du Tourisme d’Amoron’i Mania (na Sampan’asam-Paritra misahana ny Fizahantany eto Amoron’iMania) izay tarihin’i Rtoa HASSAMBAY Eva Myriam.
Ny zava-misy mahasarika mpizahatany ao amin’ny « Vohitry ny Asa tanana – Maharivo » dia ny asa tanana’ireo mpanao sikotra hazo amin’ny alalan’ny milina fanodinan-kazo mandeha tanana (tours à main) , mbola hita ary ampiasaina anivon’ity tanànan’ny mpanao asa tanana ity, ahitana taranaka maro mifandimby amin’ny fanaovana asa tanana.
Tsiahivina fa anisan’ireo mpanao asa tanana nandray anjara ny avy ao amin’ny “Vohitry na asa Tanana – Maharivo” nandritra ny hetsika zavakanto goavana « ANGAREDONA 2016 » nokarakarain’ny mpahay valiha Rajery tao Ambositra ny 13 katramin’ny 16 jolay 2016 teo.
Araka ny voalazan’ny tompon’andraikitra iray ao amin’ny fokontany Idiana, dia hetahetan’ireo mpanao asa tanana eo an-toerana ny fanajariana toerana ahafahana :
o mampiseho ny fomba fanaovana ny asa tanana,
o ary mivarotra mivantana ireo vokatry ny asa tanany.
Marihina fa mbola mipetraka ho olana goavana ho an’ny mpanao asa tanana malagasy ny famatsiana akora enti-miasa, manoloana ny fanondranana ambongadiny mankany amin’ny firenena tatsinanana ireo akora tsy voahodina raha tsy hilaza afa-tsy ny hazo sarobidy (andramena, hazomainty sy voamboana ) ary ny rofia (ampiasaina betsaka amin’ny asa tanana rary sy tenona ).- ( mbola hitohy )

Loharanom-baovao : Fiadidiam- Paritry ny Toekarena sy Tetipivoarana Amoron’i Mania, 2016

Publicités

Laisser un commentaire

Entrez vos coordonnées ci-dessous ou cliquez sur une icône pour vous connecter:

Logo WordPress.com

Vous commentez à l'aide de votre compte WordPress.com. Déconnexion / Changer )

Image Twitter

Vous commentez à l'aide de votre compte Twitter. Déconnexion / Changer )

Photo Facebook

Vous commentez à l'aide de votre compte Facebook. Déconnexion / Changer )

Photo Google+

Vous commentez à l'aide de votre compte Google+. Déconnexion / Changer )

Connexion à %s